Tongotra mivonto tohiny. Zavatra ilaina : – ravina sosety 7, – rano 1 litatra. Ampangotrahana ilay rano rehefa mangotraka dia arotsaka ao ilay ravina sosety, avela hitanika 3 minitra bataina ary esorina tao ilay ravina sosety, avela hangatsiaka dia sotroi

Tongotra mivonto tohiny.
Zavatra ilaina :
– ravina sosety 7,
– rano 1 litatra.
Ampangotrahana ilay rano rehefa mangotraka dia arotsaka ao ilay ravina sosety, avela hitanika 3 minitra bataina ary esorina tao ilay ravina sosety, avela hangatsiaka dia sotroina 1 kaopy maraina, 1 kaopy atoandro, 1 ary kaopy hariva mandritran’ny 7 andro.
Mila lanjalanjaina ny sira atao amin’ny sakafo

Tantely Feno Fitahiana

Les commentaires sont fermés.