voatabia hazo Salama e!tena tian’ny ankizy ity voankazo iray ity voatabia hazo,sady azo atao fanafody kohaka ny raviny,tena mandaitra be mihintsy,apangotrahina amin’ny rano 1l ny raviny 7,sotroina afaka hasiana siramamy na tantely 1 sotro (1vera) Na ilay

voatabia hazo
Salama e!tena tian’ny ankizy ity voankazo iray ity
voatabia hazo,sady azo atao fanafody kohaka ny raviny,tena mandaitra be mihintsy,apangotrahina amin’ny rano 1l ny raviny 7,sotroina afaka hasiana siramamy na tantely 1 sotro (1vera)
Na ilay kohadavareny ireny ary tena hafany fa andramo ho anzay mbola tsy nampiasa
5000ar zanany iray
Misy zanany 1 efa lehibe 80cm,afaka 1 taona ihany mamoa 20.000ar
Mp ary e na miantso
034 79 787 12
Manao livraison

Mpivarotra Zanankazo Rehetra

Les commentaires sont fermés.