Vokatra iray izay tena ilaina fa efa manomboka mangatsiaka ny andro, Poudre de sésame et baobab Hitanareo eny amin’ny Mpe Nanisana mandritra ny FEPA ny @FermeAina Ho an’ireo spasmophile, jereo ny Calcium sy Magnésium ao amin’ny Calcium 1042 mg, ny ilain

Vokatra iray izay tena ilaina fa efa manomboka mangatsiaka ny andro, Poudre de sésame et baobab
Hitanareo eny amin’ny Mpe Nanisana mandritra ny FEPA ny @FermeAina
Ho an’ireo spasmophile, jereo ny Calcium sy Magnésium ao amin’ny
Calcium 1042 mg, ny ilaintsika isan’andro 800 mg,
3 sotro lehibe isan’andro dia mahafeno ny 75% n’y ilaintsika isan’andro
Magnésium 250mg, ny ilaintsika 375mg,
Etsy akaikin’i Pépinière d’Antsirabe no misy anay,
Misy koa Oreo vokatra hafa izay hahalalana anay,misy promotion koa
Tongava ary mitsidika anay, eny Nanisana na eny amin’ny magasin nay Etsy Ambohidahy ampitan’ny St Michel Amparibe na eny amin’ny Le Colisée
#spasmophile #poudredesesameetbaobab
#CALCIUM
Fa en

Ferme Aina

Les commentaires sont fermés.