Offre natokana ho antsika te hanangana poissonnerie ity
Fond de commerce poissonnerie amidy amin’ny vidiny mirary
izay efa complet daholo ny fitaovana rehetra hiasana
Izay ahitana :
3 congélateurs Mbola matanjaka tsara mihintsy ( fa iray Simba)
1 balance électronique
1 tableau pour les affichages
1 plateau et gant
1 table et 3 tabouret
1 lit superposé
Misy lakozia
Lieu : Ambohipo entre trois chemin et pilone
Trano malalak tsara Sady amoron-dalana
Raha toa ary ka mahaliana anao de antsoy aingana ny numéro 0345968780
Afaka manao visite
« Poissonnerie Tsaradia: Fond de commerce complet à vendre à Ambohipo »
