Sakafo Vita Malagasy

6 hours ago
· Antananarivo
« Tadidio fa izay rehetra ilainao dia efa ao aminao…ka aza avela ho jamba ny fonao tsy hahita ireo harena anatinao
Tsy vitsy amintsika no rehefa tojo olana sy miatrika fahasahiranana kely dia toa lasa miiba (négatif) foana ny fijery izay atao
Androany ‘zahay te hizara aminao hoe mila sahy, mandray fanapahan-kevitra, ary mandroso tsy amin-tahotra fa mahery
Tsy nahomby ve teo aloha? Toa hoe sahirana foana? Lafo loatra kosa sns….
Adinoy dia sahia manomboka ary milofo tanteraka, indrindra raha fiompiana
izany, tena tsy hahafatiantoka anao io
Zanaka COU NU
Miavaka noho ny bika aman’endrika fa tena anisan’ny akoho vaventy be sady be Hena
Mora ompiana kely io sady miaraka aminay omenay paik’ady maimaim-poana ianao rehefa mividy
Sary tena izy hatrany ny antsika
Andramo ange dia ho hitanao fa hay lehibe noho izay heverinao ianao
Mandefasa hafatra miafina aminay(any amin’ny message privé) na ihany koa miantso raha mba te haka ianao fa mora be io
0343978987/0326958455
Livraison Tana & Provinces
#fitiavana_fa_tsy_fankahalana
#tsy_miova
#anjaranao_izao
#ny_tsara_hatrany
#tsenantsikarehetra_ofisialy

Articles recommandés

Filet de poisson frais : 500kg disponible !

« Pizza au feu de bois : Un délice à domicile »