Send message
Beauté Choco
September 3 at 8:26 PM
Volo ngita navadika volon-tsotra
ho an’izay mankafy volon-tsinoa
Hibiscus ireny ihany no havadikay ho lasa CREME LISSAGE Hibiscus
– Mampalama volo be ,mampangirana
– mampalava volo ihany koa
– Tsy Mila manao fer , Steampood,sns…fa bangoina Dia malama be
– mety ho an’ny karazana volo rehetra
– Mety volon’ankizy
Natoraly 100%
Mitongava mp ho anareo te halama volo
Prix 18000ar
0344145350
Cheveux lisses & brillants avec CREME LISSAGE Hibiscus
