Grocery Store
Send message
Varotra fanafody Natoraly
2 hours ago
Ndao karakaraina Nify MBA ho Salama tsara
Dentifrice longrich Dia manafotsy Nify
Manome hanitra manitra Kely Ao ambava
Manamafy Nify tsara koa Izy io
Lanjany 200g maharitra 3 volana 6volana vao Lany
Misy koa ho an ‘ ny ireo tsy Mitana calciumm firy vatana
Dia misy calcuim manangeza vatana
Manome tanjaka Kely hery
Efa nampiasa Izy ireo Aho fa très efficace daholo
Calciumm/IRON/ZINC
(MILK FlAVOUR )
Koa raha mahaliana anao Dia Tongava message privé maka info
Izay mahafa po client no tadiavinay
Afaka miantso
0348118618
Manao livraison
Madefa Aminy faritra
Dentifrice Longrich : Nify Salama sy Fotsy
