Maro bé ianareo nitady azy ity .
Mora ampiasaina, tsy misahirana mitoto ilay ravina intsony
Kely fotsiny Dia maha mamy
STEVIA = RAVINA MAMY= solona SIRAMAMY NATORALY
Natao ho an’olona rehetra na salama tsara na mifady siramamy noho ny antony ara-pahasalamana.
Vokatsoa azo avy @ fihinanana STEVIA :
-Miaro ny vatana tsy ho voan’ny aretina diabeta satria mampidina ny tahan’ny siramamy anaty vatana raha lasa ambony loatra.
-Mampidina ny tosi-dra.( tension )
-Mampikoriana tsara ny rà ao anatin’ny lalan-drà.( Misoroka ny AVC)
– Tsy mitondra calories sy cholestérol.
– Mampatanjaka
– Mety BE ho an’izay manao régime satria mampihena.
-manala ny menaka ratsy ao anaty vatana.
– manampy @ torimaso
Misy calcium, Fer, ary protéines sady manankarena fibre
Azo atao @ jus, yaourt, thé sns
…
Disponible ny Poudre STEVIA Tena PURE
100g: 12 000Ar
50g: 6000ar
Misy foana anefa ilay Feuilles séchées de stevia 2000ar @ sachet
034 92 858 45
La saveur naturelle de la Stevia pour une alimentation saine
