Sakafo Vita Malagasy

Ny-Soa fromage ihany ,
Manana karazany maro ,
Tsidiho ny pejy
Safidio izay ilay ary alefaso ny commande,
Ny-Soa fromage
11 hours ago
#fromages Salama daholo indray isika rehetra oh
Resaka fromage lay raha
Ny-Soa fromage dia manana ireo karazana fromage izay itantsika amin’ny sary ary mamatsy ho antsika mpanao sakafo , manerana ny nosy
Aza misalasala manotany
NB: efa eo amin’ny sary ny prix
Mandray commande en MP na ihany ka 0348265002,

Articles recommandés

« Apprendre à cuisiner: Des cours pratiques pour tous ! »

Ventre d’Esturgeon : Délice à 15 000 Ar ! Livraison

« Maîtrisez la Cuisine Européenne et Malgache en 3 Jours »