Maîtrisez l’art de la pâtisserie malgache

Maîtrisez l’art de la pâtisserie malgache

Boky Malagasy
September 4
Salama daholo
Ity ilay boky PDF vaovao
#PATISSERIE miavaka
Hitatsika ao ny fanamboarana:
Brioche chinoise
Gâteau @endriny maro
Fondant choco
Crème
Cake éponge
Génoise
Red velvet
Pain au lait/raisin/choco
Glaçage miroir
Flan
Pâte à sucre
Croissant
Insert
Churros
Glace
Macarons
Mbola maro ny recette ho hitatsika ao. Amin’ny teny gasy hatrany ny boky.
Sarany tsy miova= IZAY FOY
Ny fandefasana ny boky dia alefa messenger
na email
na whatsapp
dia voarainao ny boky.
Midira mp izay liana

Boky Malagasy

Les commentaires sont fermés.