July 31
MERINGUES
AKORA ILAINA
tapotsin’atody 2
siramamy 5 sotso
FIKARAKARANA AZY
Kapohina amin’ny batteuse ny tapotsin’atody (en neige)
Rehefa miakatra tsara ny atody dia alefa tsikelikely ny siramamy ka kapohina hatrany mandra-pahalevona ny siramamy
Vita izay dia atao anaty poche à douille dia atao ny forme araka izay hitiavanao azy asina tahony afaka tsy asina
Andrahoina amin’ny la four 250° mandritra ny 1h 15min
N. B : afaka asina colorant raha tiana hiloko afaka amidy ho an’ny ankizy
Abonnéo ny page de aza adino koa ny mi partage
MILA MANAO PRATIQUE ANN!!!
TSARA SAKAFO
Meringues : Facile et Délicieux !
