Sakafo Vita Malagasy

avy @Maman iray ity Sakafo ity
Ireto avy ny nandrahoana à la vapeur (natao indray mahandro satria maika
) : akondro, poma, blanc de poireau, karoty, haricot vert.
– Rehefa masaka dia nomixena miaraka ny akondro sy poma atao compote. Asiana rano kely amzay tsy miraikitra be.
– Nomixena miaraka koa ny karoty sy ny blanc de poireau, napiana ovy masaka kely sy rano kely.
– De otrizay koa ny haricot vert nasiana ovy kely sy rano kely. Tsy mbola mihinana hena, trondro, atody zazah satria mbola 5 mois et demi.
Raha ++ de 7mois efa afaka asina protéines kely( nofon-kena,trondro…)
-Asina menaka kely rehefa vita
Mazoto homana be zazah
Bisous
AZA ADINO FA MBOLA MISY FOANA NY
KOBA VARY MENA
KOBA KATSAKA
KOBA AKONDRO
FLOCON D’AVOINE
BOOSTDONGA
BOOSTPROTÉINES (ho an’ny lehibe)
fanampitsakafo aram-pahasalamana mampitombo, mamerina hery, mitondra hery fiarovana, mampavitrika mampangeza mampantanjaka…..

Articles recommandés