Health/beauty
Send message
Menaka sy savony VONJY
8 hours ago
ÉDITION SPÉCIALE TRÈS TRÈS LIMITEEE
Raha tara @ity dia tena tsy maintsy miandry @izay
Iza avy no mila an’izy ity moa???
-Ianareo manana olana @resaka torimaso, sarotra mahazo tory na matory ihany fa tapatapaka bé…
-Ianareo verivery tadidy, mora manadinodino zavatra (tena boost mémoire izy )
-Ianareo manana vatana rera-dava, mora reraka kely…
-Ianareo mora volivoly @rantsam-batana, tongotra, tanana…
-Ianareo somary farofy , mora azon’ny sery sy gripa…
-Ianareo manana hoho mora tapaka, volo mihintsana.
-Ianareo manana vatana tsy mitana calcium , manana olana @fo,ireo SPASMOPHILE.
Nb:
NATORALY hatrany ary sady efa misy fixateur ao anatiny
Afaka ohanin’ny olona rehetra : ankizy, tanora indrindra ireo mpanao fanatanjahan-tena , olon-dehibe, bevohoka, mampinono… ary afaka ohanin’ny olona diabetika , tensionaire (misy tension hoy isika)
Vidiny : 13 000ar
Manao livraison TANA sy province rehetra manerana ny Nosintsika, marihinay kely foana hoe payena par mvola na orange money mialoha ny commande vao mandefa faritra izahay
saingy aza manahy fa tsy ho very akory ny entanareo fa tsy maintsy azonareo foana
034 37 521 61 WhatsApp / appel / SMS afaka alefa @ireo ny commande.
@followers
Produits santé et beauté efficaces à 13000 Ar
