about an hour ago
CRÈME BANANA
: Manala panda tena haingana bé sady manadio tanteraka ny tarehy
Manala panda tena farakizay haingana ary tsy maintsy madio ao anatin’ny 5 andro monja izany .
Manala ny karazana tasy rehetra am tarehy.
Manadio ary manazava ny endrika ao anatin’ny fotoana fohy.
Manala menamena am tarehy , mangana , mony , point noir , hodi-potsy ..
Marihina fa afaka ajanona avy hatrany ny fampiasana azy refa madio tanteraka ny tarehy.
A base naturel
mety am karazan-koditra rehetra
tss effet secondaire refa mijanona tsy mampiasa azy tsony
ary tena mandaitra 100%