Archive dans 31 janvier 2024

RECETTE TACOS , bdb mitsy nareo mandefa mp ana tsy arako ny mamaly azy ka dia averiko eto ity amin’izay mahita daholo an , recette efa navokako fona izy ity mantsy . FANAMBOARANA TACOS Zavatra ilaina : – 550g de farine – 1 Cac de levure chimique – 1

RECETTE TACOS , bdb mitsy nareo mandefa mp ana tsy arako ny mamaly azy ka dia averiko eto ity amin’izay mahita daholo an , recette efa navokako fona izy ity mantsy .
FANAMBOARANA TACOS
Zavatra ilaina :
– 550g de farine
– 1 Cac de levure chimique
– 1 cac de sel
– 65 ml d’huile
– 30 cl d’eau tiède
FIKARAKARANA AZY
1- Atao anaty saladier ny farine + sira + levure chimique . Afangaro tsara amin’ny sotro aloha .
Arotsaka manaraka ny menaka sy ny rano dia afangaro tsara amin’ny tanana sady volavolaina itambatra tsara ny pate .
2- kosehina tsara ny pate Mba hahazo pate souple sy tsy miraikitra amin’ny tanana tsony ( 5mn eo ).
3- atao mahazo forme boule ny pate avy eo dia atao anaty saladier dia saromana lamba , omena temps de pose 5mn . Tapitra ny 5mn dia rarahana menaka 1 cas eo amboniny pate dia averina kosehina indray ny pate ( 3mn eo ) .
4- averina atao boule indray ny pate dia rarahana menaka 1 cas dia averina kosehina farany ny pate ( 2mn ihany dia mety ).
5- averina atao boule ny pate dia zaraina 8 , atao mahazo forme boule kely daholo dia averina anaty saladier dia saromana lamba indray . Omena temps de pose 15mn
6- fisahana tsirairay ny pate dia atao ambony afo ny lapoaly ( afo malefaka ) dia arotsaka ny pate , rehefa miova ny lokony dia avadika ( somary mibontsina io pate io fa refa miala ambony afo izy dia miena )
7- izay vita dia atao ambony serviette madio , rehefa vita daholo dia saromana serviette izy rehetra ( atao mifanaingina izy 8 ). Omena pose 30mn
Vita ny tacos afaka asina farce izay tina , afaka ampiarahina amin’ny salade , afaka hihinana sauce ko …..
Mazotoa daholo aza e