Sakafo Vita Malagasy

Rondro Ramanamahefa
8 hours ago
Ho antsika manana fanasana tsotsotra ho an olona tsy mihoatra ny 50 pers dia manana toerana kely natao ho am izany izahay .Toy ny fiançailles .Soratra ,mariage kely tsotsotra .Anniversaire .Premiere communion ,confirmation .Karazana réunion ….. Afaka mandray an tanana manontolo ny sakafo sy ny gâteau koa izahay .Raha mahaliana anareo dia manasa anareo hiditra mp na hiantso ny 0348213416

Articles recommandés

Biscuits personnalisés pour vos événements

Gâteaux et biscuits pour vos événements