Sakafo Vita Malagasy

Send message
Fy cuisine Rabe
14 hours ago
Rehefa tsy teo nandritra ny 2 herinandro dia miverina mandray commande amin’izay izahay a! Koa aza misalasala mifandray aminay raha hikarakara lanonana fa vonona ny hanome fahafaham-po anao izahay.
0344823227
Manomboka 4500ar ny portion.
Manao livraison.

Articles recommandés

« Gombo Na Binda : Semences de Qualité »

Carpaccio d’esturgeon : un délice à goûter !