Sakafo Vita Malagasy

IRETO HONO NY TOMBONTSOA AZO AVY @ FIHINANANA AZY IRENY
Mampaniry volo ny fihinanan’azy matetika fa tsy atao maro be fotsiny
Mahalava andro iainana
Mahatsara tsinay
Mampazoto homana
Manampy amin’ny fandevonan-kanina
Misy tsy misakafo mihitsy vao tsy misy sakay
#Lango #ampitatafika #sakafomalagasy #nahandrogasy

Articles recommandés

« Produits Agricoles Frais: Semences, Makalioka, Dista, Vary & Plus! »

« Jambon, Salami, Poitrine : Livraison Tana & Province »