2 days ago
IZA IANAO ILAY MILA FANATSARANA?
Ho valianay eto ireo olana rehetra nanahirana anao hatramin’izay
Tianay hahomby ianao ry namana, maro be nefa ireo manoratra ami’ny MP noho ny olana samihafa ka aleo ho fafantsika eto ireny
Hanolotra VideoMivantana izahay, hamalianay ireo fanontanianao rehetra hilanao fanampiana
#NY_ALAROBIA_11_SEPTEMBRE_IZAO
Amin’ny 12ora sy 30min tsy diso
Eto amin’ny Pejy Facebook
IRETO NO FANDAMINANA:
Mandritra ny firesahantsika eo amin’ny Video en Direct, dia hianareo manoratra izay olana rehetra momba ny Fiompiana hilàna fanampiana eo amin’ny kaomantera mpahazo ka izay tonga aloha dia ho valianay tsirairay
Vantany vita ny fifampiresahantsika mivantana, dia ho fafanay tsy ho hita eto amin’ny Facebook avy hatrany ny resaka
NOHO IZANY:
————————–
1. Raiso ho toy ny Fiofanana mivantana ity
2. Eto amin’ny Pejy irery ihany no hahafahanao miresaka mivantana amiko, ka ataovy J’aime ny Pejy raha vaovao sao ho tara ianao
3. Entano ny namana na dia hihaino traikefa fotsiny ihany aza hanatsarana
NY LOHAHEVITRA VITA, DIA TSY HIVERINA FANINDROANY INTSONY ANY AORIANA
_ Mpikarakara: Malagasy Mandroso
_ Mpiaramiasa: Tranombarotra LIDA
« Fampianarana Fiompiana: Valio ireo olana rehetra! »
