Sakafo Vita Malagasy

6 hours ago
Efa lasa daholo ireo poussins kuroiler
Misaotra anareo nanjifa sy nametraka fahatokisana taminay
Mbola maro n’y vague manaraka fa aza manahy ho an’izay tsy nahazo
Midira mp raha hanao commande
Amin’ilay kuroiler tena izy mazava ho azy
Analakely soarano no misy anay
Antsoy n’y 0347321942 n’a midira mp
Mankasitraka indrindra

Articles recommandés

Fitsaboana Akoho Natoraly: Barika, Gasy, Piady…