Sakafo Vita Malagasy

Fabien Razafimahenina
Admin
· October 5 at 9:52 AM
Miarahaba antsika Rehetra !
Efa miverina mandray commande amin’ity Mangeoire vita amin’iny hazo ity indray izahay.
Mangeoire mafy sady mateza, tsy mora Simba, taona maro no isaina.
Ireto ary ny karazany :
80cm x 11cm : 8.000ar (GM)
50cm x 9cm : 5.000ar (MM)
30cm x 8 cm : 3.500ar (PM)
NB: Mitovy daholo ny hauteur sy profondeur samy :
Hauteur : 10cm
Profondeur : 5cm
Koa raha Liana te hanao commande ary isika Dia afaka miditra Mp na miantso avy hatrany ny numéro
: 0347600589
48h après commande vita ny Mangeoire anao.
Afaka manao livraison (+Frais)
Point de récupération : Antohomadinika terminus bus ivato vassacos
Mankasitraka

Articles recommandés

[« Foie Gras Crue : Canard, Magret, CuiCuisse & Plus ! », « Foie Gras Crue : Dégustez le meilleur du canard ! », « Foie Gras Crue : Canard entier, Magret, CuiCuisse… »]

« Fabriquez votre propre couveuse carton ! Economisez et gagnez ! »