Sakafo Vita Malagasy

Fihas Groupe
Send message
Fihas Groupe
a day ago
ARRIVAGE VAOVAO BE INDRAY
SEMENCE : 137000 ar NY gony 50 kg, 2640 ar kg, 780 ar kapoaka
MAKALIOKA : 145000 ar ny gony 50 kg, 2900 ar kg, 830 Ar kapoaka,
DISTA : 145000Ar ny gony 50 kg, 2900 Ar kg, 830 Ar kapoaka,
VARY GASY MENA : 136000 ar ny gony 50 kg, 2660 ar ny 1 kg ar 780 ar NY kapoaka
VARY GASY MAVOKELY : 136000 ar ny gony 50 kg, 2660 ar ny 1 kg, ary 780 ar ny kapoaka,
VARY TSIPALA : 138000 ar ny gony 50 kg, 2660 ar NY 1 kg ary 780 ar NY kapoaka,
Tsaramaso Miandrivazo amle malemy be iany koa ato hoanareo manao hotely na epicerie,
Tsara be Daholo ary Vary TRANAINY Mitombo tsara, madio tsisy vato, Tsy mifangaro Stock, Garantie 100%
Manome izay ilainao na firy na firy ary manao livraison iany koa any ambaravaranao
Tsara lanja ary afampo vo mandoa vola ianao Tompoko,
Misy iany koa ny vary Madrigal sy ny Riz de Luxe hoanareo izay mila
Mp avy hatrany hoanao izay liana
Contact: 038 39 799 98 / 0343192774

Articles recommandés

Pizza à 15 000 Ar : Offre Spéciale Meal Box

« Formation pratique en charcuterie – 30.000 Ar »

[ « FORMATION PRATIQUE CHARCUTERIE : INSCRIVEZ-VOUS MAINTENANT ! », « FORMATION CHARCUTERIE : DEVENIR UN PRO EN 1 JOUR ! », « CHARCUTERIE : FORMATION PRATIQUE AU TOP ! », « MAITRISEZ LA CHARCUTERIE : FORMATION INTENSIVE ! », « FORMATION PRATIQUE CHARCUTERIE : SAMEDI 15 JUIN » ]