Sakafo Vita Malagasy

Construction Company
Send message
Gas Biogaz
July 28 at 8:02 PM
#formation_biogaz_Antananarivo
Te hafantatra momba ilay Zezika azahoana afo, chauffage,jiro ve ianao
Natao ho anao ity :
#formation_biogaz_Antananarivo – Asabotsy 24 Aout 2024
Fantatrao ve hoe:
Afaka ahodina handrahoana sakafo, atao jiro , hanaovana chauffage io dechet ( tain’akoho, tain’omby ….) be dia be ao aminao io
Mandray anjara amin’ny fiarovana ny tontolo iainana ny fampiasana biogaz
Tsy mandany vola mividy charbon na kitay intsony enao raha mampiasa biogaz
Mitombo avo 3 heny ny herin’ny zezika avy nakana biogaz
Sady mahazo biogaz enao no mahazo zezika tsara
Angovo madio sy mora hampiasaina ny Biogaz , ary maharitra taona maro.
Hojerentsika mandritra izany ary :
Ny momban’ny BIOGAZ amin’ny ankapobeany
Ny momban’ny BIODIGESTEUR amin’ny ankapobeany
Ny fanaovana ny installation rehetra hatramin’ny installation KIT BIOGAZ
Ny calcul dimensionnement rehetra ampiasaina amin’izany
Misy support omena anao am formation koa aza adino ny clé usb
Date : Asabotsy 24 Aout 2024
Fotoana : manomboka amin’ny 08 ora
Toerana : CEG 67ha
Frais de formation:50 000ar
Raha mahaliana anao ary dia aza misalasala miantso ny
0346996438 na koa mandefa hafatra miafina (mp) aminay
#formation #biogaz #énergie_et_matériaux_verts
#développementdurable #transitionénebiogaz

Articles recommandés

[ « Pizza Fruits de Mer : Vacances dans l’assiette », « Frutiss & Lego : Goûtez la mer à Antananarivo », « Pizza Fruits de Mer : Un voyage gustatif en bord de mer », « Frutiss & Lego : Des saveurs marines, une pizza gourmande », « Pizza Fruits de Mer : La mer dans votre assiette », « Frutiss & Lego : Pizza Fruits de Mer, l’évasion gourmande », « Pizza Fruits de Mer : Dégustez la mer à Anosizato », « Frutiss & Lego : Pizza Fruits de Mer, frais et savoureux », « Pizza Fruits de Mer : Un goût d’océan à Antananarivo », « Frutiss & Lego : La mer en pizza, une expérience unique » ]

Découvrez les délices de la Boucherie Tia’nay

Goûté Goûté : Sandwichs savoureux à Antananarivo