As Fleur Bleue Anjarantsika eto ANTANANARIVO indray izao: Misorata anarana malaky Tompoko fa efa feno sahady ny Alatsinainy sy Talata ! Nohon’ny faha-25 taona nampiofanan’ny Association Fleur Bleue dia aidina daholo ny sar

As Fleur Bleue
Anjarantsika eto ANTANANARIVO indray izao:

Misorata anarana malaky Tompoko fa efa feno sahady ny Alatsinainy sy Talata !

Nohon’ny faha-25 taona nampiofanan’ny Association Fleur Bleue dia aidina daholo ny saran’ ny FIOFANANA rehetra ka araraoty :

Alatsinainy 29 avril: EFA FENO
Glace, esquimaux, yaourt isankarazany, yaourt à boire, flan.

Talata 30 avril : EFA FENO
Croissant, pain au chocolat, madeleine, cake marbré

Alarobia 1mai:
fromage 1:
Fromage au citron, fromage dur, fondu, crème fraîche, beurre, crème de fromage.

Alakamisy 2 mai: fromage 2:
Fromage gouda, fromage blanc, mozzarella, mascarpone

Zoma 3 mai:
fanamboarana savony sy loko raitra
1✓savon de menange qualité
2✓Savon pour visage
3✓liquide vaisselle qualité
4✓ shampooing natoraly
5✓ vinaigre blanc
Vinaigre Rouge
6✓ peinture a l’eau lavable
7✓ peinture a l’huile haute gamme
8✓ Enduit lissage
9✓vernis a bois
10✓vernis standard ciment na gorodona

Sabotsy 4 mai
✓ 08h30:
Cuisine européenne :
6 entrés froids,2 entrés chaudes,3 résistances, dessert
✓ 12h30
Cuisine chinoise :
Pâte jaune,Soupe chinoise, Van tan, demi lune, fikafika mampatsiro ny bouillon, mine sao, steak, boulette chinoise, pané

Alahady 5 mai
✓ 8h30
fast food:
tacos, panani, donat, boule de neige,nem, sambos,gratin, hot dog
✓ 12h30:
Biscuits choco, beurre, vanille,fruit amidy aminy kg avec gallette comercial

Sarany: 2 Alina ariary fotsiny isaky ny andiampiofanana raha aloanao mialoha amin’ny 0341591925 na 0331966730 fa miakatra ho 4 Alina mandritra ny fiofanana.

Fidirana: @ 8h30 isan’andro afatsy ny sabotsy sy alahady !

Toerana: Ampefiloha ampitan’ny CnaPs

Izay manaraka andiampiofanana 5 dia tsy mandoa vola intsony amin’ny andiampiofanana hafa rehetra ary handray anjara amin’ny fisarihana amin’ny faha-25 taonan’ny Fikambanana ka hotolorana ranontsavony 10 l ny 3 tsara vitana ary akora complet fanaovantsavony ny 3 hafa!

Aorian’ny fiofanana dia hotolorana Attestation izay mila izany ary afaka miasa avy hatrany !

Filan-kevitra :
0341591925
0331966730
« Izay tia fiofanana tsy maintsy mivoatra »

As Fleur Bleue Anjarantsika eto ANTANANARIVO indray izao: Nohon’ny faha-25 taona nampiofanan’ny Association Fleur Bleue dia aidina daholo ny saran’ ny FIOFANANA rehetra ka araraoty : Alatsinainy 29 avril: Glace, esquimaux,

As Fleur Bleue
Anjarantsika eto ANTANANARIVO indray izao:

Nohon’ny faha-25 taona nampiofanan’ny Association Fleur Bleue dia aidina daholo ny saran’ ny FIOFANANA rehetra ka araraoty :

Alatsinainy 29 avril:
Glace, esquimaux, yaourt isankarazany, yaourt à boire, flan.

Talata 30 avril :

Voafetra ny toerana isan’andro ka misorata anarana malaky

As Fleur Bleue Tontosa soa amantsara ny fiofanana nanamboatra savony sy loko ary vinaigre natolotry ny Assoctiation Fleur Bleue teto amin’ny foiben’ny fikambanana teto amin’ny Les Fioretti Andranonahoatra Antsirabe. Toy ny mahazatra dia afa-po tanter

As Fleur Bleue
Tontosa soa amantsara ny fiofanana nanamboatra savony sy loko ary vinaigre natolotry ny Assoctiation Fleur Bleue teto amin’ny foiben’ny fikambanana teto amin’ny Les Fioretti Andranonahoatra Antsirabe.
Toy ny mahazatra dia afa-po tanteraka ny rehetra satria tsy mitovy amin’ny an’ny hafa ny fiofanana atolotry ny Association Fleur Bleue hatramin’izay 25 taona nampiofanany izay.
Iantohanay ny fahaizanao ary afaka miasa avy hatrany ianao aorian’ny fiofanana.
Jereo ange ny ambiance eto amin’ny sary e
Ferana hatrany ny isan’ny olona miofana fa tsy fivoriampokonolona ny fiofanana izany no mahatonga ny maro taminareo tsy nahazo toerana ka dia averina amin’ny sabotsy 6 avril indray io fiofanana izay tena ilain’ny olona io.
Hisy hatrany ny antsapaka ahazoan’ny olona 3 ranontsavony sy akora fanaovantsavony hoan’ny 3 hafa hoan’izay 40 mandoa vola mialoha ho cadeau d’anniversaire faha 25 taonan’ny Fikambanana!
Misorata anarana dieny izao ary aloavy mialoha ny droit 2alina ariary fa sao tara indray Tompoko.
Afaka aloa amin’ny mvola amin’ny 0341591925 izany na aterina ety amin’ny birao.
Amin’ny 2 avril no fara- fisoratana anarana e
Efa misy ny fitaovana rehetra ilaina amin’ny fanaovana savony sy fromage amidy mora ato amin’ny fikambanana.
Aza adino koa ny fiofanana manao cuisine sns manomboka ny 19 mars
Filankevitra
0341591925
O331966730
« Izay tia fiofanana tsy maintsy mivoatra »

As Fleur Bleue Association Fleur Bleue : 25 taona nampiofanana 25taona nanaovana asa soa ARAHABAINA E! Tontosa ny fankalazana ny fanokafana ny faha-25 taona niorenan’ny Association Fleur Bleue. Nosatarina tamin’ny fampianarana m

As Fleur Bleue
Association Fleur Bleue :
25 taona nampiofanana
25taona nanaovana asa soa

ARAHABAINA E!

Tontosa ny fankalazana ny fanokafana ny faha-25 taona niorenan’ny Association Fleur Bleue.

Nosatarina tamin’ny fampianarana maimaimpoana manamboatra FROMAGE sy Dibera ary crème fraîche izay anisan’ny mampalaza ny Fikambanana ny fotoana, narahina kabary nifandimbiasana,fiarahana misakafo ary korana samihafa.

Nohararaotina ihany koa ny fotoana nifampiarahabana nahatratrarana ny taona 2024, nahalany fanindroany an’i Président Andry Rajoelina ary niarahabana manokana an’Andriamatoa RAKOTOMAMONJY Flavier Noël izay Filoha mpanorina ny Fikambanana!

Ny lanonana rehetra dia natao teo ambany fitarihan’Andriamatoa RANARIVELO Elysée Dircab n’ny Faritra Vakinankaratra sy Andriamatoa RAKOTOHARINIVO Rémi talemparitry ny ministeran’ny mponina sy firaisan-kina izay nitondran’izy ireo fanomezana hoan’ny Fikambanana !

Mankasitraka Tompoko !

Nohon’ny faha-25 niorenan’ny Fikambanana àry dia hiavaka ny fampiofanana atolony hoan’ny rehetra ato ho ato:

Amin’ny 9mars àry dia hisy fampianarana manamboatra savony isankarazany, ranontsavony, shampooing, vinaigre, loko rano sy à l’huile tsy mampiasa thermomètre sy akora lafo vidy nefa tena tsara!

Ny sarany dia noferana ho 20000ar fotsiny raha aloanao mialoha fa miakatra ho 40000ar mandritra ny fiofanana

Marihana fa ny 6 amin’ny 40 misoratra anarana voalohany dia mandray anjara amin’ny antsapaka izay ahazoana akora fanaovana savony complet sy ranontsavony 20l isan’olona!

Ny 19mars kosa dia hisy fiofanana manamboatra cuisine européenne

20mars cuisine chinoise

21mars cuisine fast-food

22mars pâtisserie

23fromage isankarazany

24mars charcuterie

Noferana ho 10000ar fotsiny ny sarany isan’andro hoan’izay mandoa vola mialohan’ny fiofanana fa miakatra 30000ar izany mandritra ny fiofanana.

ARARAOTY fa iantohanay tanteraka ny fahaizanao satria afaka miasa avy hatrany ianao aorian’ny fiofanana ary hotolorana attestation izay mila izany

Filan-kevitra:
0341591925
0331966730

As Fleur Bleue Fiofanana manamboatra FROMAGE isankarazany, dibera, yaourt isankarazany, glace esquimaux! ARARAOTY fa be ny ronono izao Daty: 23 na 24 février 2024 Toerana: ~ ANTANANARIVO: eto Ankadimbahoaka ampita andrefan’ny CEMENTIS

As Fleur Bleue
Fiofanana manamboatra FROMAGE isankarazany, dibera, yaourt isankarazany, glace esquimaux! ARARAOTY fa be ny ronono izao
Daty: 23 na 24 février 2024
Toerana:
~ ANTANANARIVO: eto Ankadimbahoaka ampita andrefan’ny CEMENTIS
~ ANTSIRABE : eto amin’ny Les Fioretti akaikin’ny Marokana
Toy izao ny lamina:
√ 8h30: FROMAGE 1:
Fromage au citron, fromage dur, fondu, crème fraîche, beurre
√ 10h30: FROMAGE 2:
Fromage mozzarella, gouda ary camembert
01h: yaourt isan-karazany, yaourt à boire
√ 2h30: glace isan-karazany sy esquimaux
Homena bonus izay manao andiam-piofanana 2
Sarany:
2 alina ariary fotsiny isaky ny andiam- piofanana raha aloanao transfert amin’ny 0341591925 fa miakatra ho 3 alina mandritra ny fiofanana
> Iantohanay tanteraka ny fahaizanao satria afaka miasa avy hatrany ianao aorian’ny fiofanana.
> Homena attestation izay mila izany
Izahay no miantoka ny ingrédients ary maimaim-poana ny dégustation
/// Misaorata anarana malaky fa sao tara indray Tompoko!
Filankevitra:
0341591925
0331966730
« Izay tia fiofanana tsy maintsy mivoatra »
[ Association Fleur Bleue 25 taona nampiofanana ] .

As Fleur Bleue FIOFANANA tsara sady mora hoantsika eto Antananarivo sy Antsirabe Daty: zoma24 na sabotsy 25 novembre 2023 amin’izay andro mampalalaka anao. Toerana: √ ANTANANARIVO : eto Ankadimbahoaka ampita andrefan’ny CEMENTIS mitsofoka avy

As Fleur Bleue
FIOFANANA tsara sady mora hoantsika eto Antananarivo sy Antsirabe
Daty: zoma24 na sabotsy 25 novembre 2023 amin’izay andro mampalalaka anao.
Toerana:
√ ANTANANARIVO : eto Ankadimbahoaka ampita andrefan’ny CEMENTIS mitsofoka avy eo amin’ny PLANÈTE manaraka ny lalana pavé
√ ANTSIRABE: eto amin’ny Les Fioretti Andranonahoatra akaikin’ny hôpital Marokana
8h30: fromage 1:
Fanamboarana Fromage au citron, dur,fondu,crème fraîche ary beurre
10h30: fromage 2:
Fromage raitra: gouda, camembert, mozzarella
1h00: yaourt isankarazany, yaourt à boire
2h30: glace isankarazany sy esquimaux au chocolat
Izahay no miantoka ny ingrédients ary maimaimpoana ny dégustation
Ny fiompiana manarapenitra kosa dia:
8h30:
kisoa vazaha atavizina 4 volana
10h30:
kisoa gasy atavizina 5 volana
1h00:
akoho gasy nohatsaraina ahazoana taranaka 100 isan-taona.
2h30:
omby vavy be ronono afaka mamokatra ronono 30-40l isan’andro
Hisy boky zaraina maimaimpoana
Sarany:
2 alina ariary fotsiny isaky ny andiampiofanana raha aloanao transfert mialoha amin’ny 0341591925 fa miakatra ho 3 alina mandritra ny fiofanana.
Aorian’ny fiofanana dia afaka miasa avy hatrany ianao satria iantohany tanteraka ny ahaizanao azy. Hotolorana attestation izay mila izany
Misorata anarana malaky sao tara indray amin’ity!
Filankevitra:
0341591925
0331966730
« Izay tia fiofanana tsy maintsy mivoatra »

As Fleur Bleue Hoantsika eto Antananarivo, tonga ny nandrasana! Fiofanana manamboatra fromage isankarazany, dibera, glace, yaourt isankarazany sns… Toerana: Ankadimbahoaka ampita andrefan’ny CEMENTIS miditra avy eo amin’ny PLANÈTE Saran

As Fleur Bleue
Hoantsika eto Antananarivo, tonga ny nandrasana!
Fiofanana manamboatra fromage isankarazany, dibera, glace, yaourt isankarazany sns…
Toerana:
Ankadimbahoaka ampita andrefan’ny CEMENTIS miditra avy eo amin’ny PLANÈTE
Sarany:
2 alina ariary fotsiny isaky ny andiam-piofanana raha aloanao mialoha amin’ny 0341591925 fa miakatra ho 3 alina mandritra ny fiofanana
Daty:
zoma 10 nov na sabotsy 11 nov amin’ny andro mampalalaka anao
8h30:
Fromage au citron, fromage dur, fondu, beurre, crème fraîche
10h30:
Fromage gouda, mozzarella ary camembert
01 ora:
Yaourt isankarazany sy yaourt à boire
03 ora:
Glace sy esquimaux
Aorian’ny fiofanana dia afaka miasa avy hatrany ianao ary hotolorana attestation izay mila izany
Izay liana amin’ny charcuterie, pâtisserie, transformation fruits, fiompiana sy fambolena sns dia iangaviana hiantso anay
Araraoty fa tsy mbola nandiso fanantenana anao ny Association Fleur Bleue nandritra izay 25 taona nampiofanany izay  » satria izay tia fiofanana tsy maintsy mivoatra »
Filankevitra:
0341591925
0331966730.