As Fleur Bleue Anjarantsika eto ANTANANARIVO indray izao: Misorata anarana malaky Tompoko fa efa feno sahady ny Alatsinainy sy Talata ! Nohon’ny faha-25 taona nampiofanan’ny Association Fleur Bleue dia aidina daholo ny sar

As Fleur Bleue Anjarantsika eto ANTANANARIVO indray izao: Misorata anarana malaky Tompoko fa efa feno sahady ny Alatsinainy sy Talata ! Nohon’ny faha-25 taona nampiofanan’ny Association Fleur Bleue dia aidina daholo ny sar

As Fleur Bleue
Anjarantsika eto ANTANANARIVO indray izao:

Misorata anarana malaky Tompoko fa efa feno sahady ny Alatsinainy sy Talata !

Nohon’ny faha-25 taona nampiofanan’ny Association Fleur Bleue dia aidina daholo ny saran’ ny FIOFANANA rehetra ka araraoty :

Alatsinainy 29 avril: EFA FENO
Glace, esquimaux, yaourt isankarazany, yaourt à boire, flan.

Talata 30 avril : EFA FENO
Croissant, pain au chocolat, madeleine, cake marbré

Alarobia 1mai:
fromage 1:
Fromage au citron, fromage dur, fondu, crème fraîche, beurre, crème de fromage.

Alakamisy 2 mai: fromage 2:
Fromage gouda, fromage blanc, mozzarella, mascarpone

Zoma 3 mai:
fanamboarana savony sy loko raitra
1✓savon de menange qualité
2✓Savon pour visage
3✓liquide vaisselle qualité
4✓ shampooing natoraly
5✓ vinaigre blanc
Vinaigre Rouge
6✓ peinture a l’eau lavable
7✓ peinture a l’huile haute gamme
8✓ Enduit lissage
9✓vernis a bois
10✓vernis standard ciment na gorodona

Sabotsy 4 mai
✓ 08h30:
Cuisine européenne :
6 entrés froids,2 entrés chaudes,3 résistances, dessert
✓ 12h30
Cuisine chinoise :
Pâte jaune,Soupe chinoise, Van tan, demi lune, fikafika mampatsiro ny bouillon, mine sao, steak, boulette chinoise, pané

Alahady 5 mai
✓ 8h30
fast food:
tacos, panani, donat, boule de neige,nem, sambos,gratin, hot dog
✓ 12h30:
Biscuits choco, beurre, vanille,fruit amidy aminy kg avec gallette comercial

Sarany: 2 Alina ariary fotsiny isaky ny andiampiofanana raha aloanao mialoha amin’ny 0341591925 na 0331966730 fa miakatra ho 4 Alina mandritra ny fiofanana.

Fidirana: @ 8h30 isan’andro afatsy ny sabotsy sy alahady !

Toerana: Ampefiloha ampitan’ny CnaPs

Izay manaraka andiampiofanana 5 dia tsy mandoa vola intsony amin’ny andiampiofanana hafa rehetra ary handray anjara amin’ny fisarihana amin’ny faha-25 taonan’ny Fikambanana ka hotolorana ranontsavony 10 l ny 3 tsara vitana ary akora complet fanaovantsavony ny 3 hafa!

Aorian’ny fiofanana dia hotolorana Attestation izay mila izany ary afaka miasa avy hatrany !

Filan-kevitra :
0341591925
0331966730
« Izay tia fiofanana tsy maintsy mivoatra »

Philippine Fredy

Les commentaires sont fermés.