Ity sauce iray ity ihany dia ampy hikarakara mine sao na pâte sèche mafilotra tsara!
Sady azo tahirizina tsara na tsy misy frigo aza.
Misy bidon 2 litres ho an

Ity sauce iray ity ihany dia ampy hikarakara mine sao na pâte sèche mafilotra tsara!
Sady azo tahirizina tsara na tsy misy frigo aza.
Misy bidon 2 litres ho an
– 8.000 Ariary ny mamy masira , misy sakay na tsisy sakay (100g)
– 20.000 Ariary ny cocktail (200 gr): manga, raisin sec, baie de goji, graine de courge, noix d
Efa manana macération ho an ny hena endasina izahay fa ny anarany mbola tsy hitanay hoe atao ahoana
Sao misy Soso-kevitra any?
Zavatra ilaina:
Laisoa, totokena, nofon akoho, karoty, totom-boanjo, epices Kitoza, sauce tomate
concentré, zava-maintso
Ity nya epices ampiasaina ! #Lasary
Poivre, curcuma, cumin, oignon, ciboulette , coriandre,…
Hanomezana tsiro ny lasary!..
5000 Ar
Rehefa mampiasa an ity #sauce mine ity dia :
Tsy mila karazana sauce soja na huitre
Tsy mila mampiasa menaka
Io no anendasana ny legumes ,..rehefa manomboka
Tsy ny pâte ihany akory no mety asiana an ity #saucebolognaise ity fa na ny henabaolina sy ny frites ihany koa!
Malemy tsara, mafilotra tsara
Aleo ny sary no hiteny!
Nolomana ny alina ..
Bonne week-end o