Akory izy io raha! Eo amin ny tendro atsimo atsinana an i Madagasikara no misy an ity tanana ity . Ao anatin’ny faritan’ ny Toliara , faritra Anôsy, ary 1200 Km latsaka miala avy aty Antananarivo. Antanosy ny foko ao amin ity tanana ity, ary ny mangaliba

Akory izy io raha!
Eo amin ny tendro atsimo atsinana an i Madagasikara no misy an ity tanana ity . Ao anatin’ny faritan’ ny Toliara , faritra Anôsy, ary 1200 Km latsaka miala avy aty Antananarivo.
Antanosy ny foko ao amin ity tanana ity, ary ny mangaliba dia anisan ny mozika mampiavaka azy.
Anisany toerana fanaovana « Surf » eto Madagasikara ary manana torampasika tsara indrindra !
Ao Tanambao, no hisy ny toeram-pivarota ny vokatra Madis Tsena Gasy atsy ho atsy. Sady mpamongady no mpaninjara io toerana io, izany hoe ho antsika mbola hivarotra dia afaka ao no maka fa tsy mila manafatra avy aty Andrenivohitra intsony.
Tsiro tsy manampaharoa ary manamora ny andavanandrontsika no tanjonay satria ny fisianareo no antom-pisianay!
Mandrapihaona ary o!

Ho an ny VEHIVAVY ihany ( Ho fankalazana ny 8 mars dia manana tolotra manokana ho antsika vehivavy izahay. Ka ireo Vehivavy ( ) manjifa sauces 2 dia mahazo sauce 1 kadoa IZAY TIANY, na ISAN ANDRO aza ! Ireto avy ny sauce azontsika isafidianana. – sauc

Ho an ny VEHIVAVY ihany (
Ho fankalazana ny 8 mars dia manana tolotra manokana ho antsika vehivavy izahay.
Ka ireo Vehivavy (
) manjifa sauces 2 dia mahazo sauce 1 kadoa IZAY TIANY, na ISAN ANDRO aza !
Ireto avy ny sauce azontsika isafidianana.
– sauce à laquer
– sauce mine sao
– ktono
– sauce tacos
– sauce burger
– sauce steak
– sauce lamatra
– sauce pommes frites
Tolotra manakery hatramin ny 8 mars 2024.
Natokana ho an ny vehivavy ihany !
038 68 086 92

PROMOTION SAUCE FY Samedi 11 Novembre Grossiste Mr Mamy, Bazarikely en face Hôtel de police Mahazo Sauce soja FY , izay mividy Chili sauce FY Mahazo Ketchup FY izay mividy Chili sauce FY 2.. Aza tara an! Mankasitraka sahady antsika manjifa ny vokatr

PROMOTION SAUCE FY
Samedi 11 Novembre
Grossiste Mr Mamy, Bazarikely en face Hôtel de police
Mahazo Sauce soja FY , izay mividy Chili sauce FY
Mahazo Ketchup FY izay mividy Chili sauce FY 2..
Aza tara an!
Mankasitraka sahady antsika manjifa ny vokatra malagasy.
Sauce Fy, manome tsiro ny fiainana!