Akory izy io raha! Eo amin ny tendro atsimo atsinana an i Madagasikara no misy an ity tanana ity . Ao anatin’ny faritan’ ny Toliara , faritra Anôsy, ary 1200 Km latsaka miala avy aty Antananarivo. Antanosy ny foko ao amin ity tanana ity, ary ny mangaliba

Akory izy io raha!
Eo amin ny tendro atsimo atsinana an i Madagasikara no misy an ity tanana ity . Ao anatin’ny faritan’ ny Toliara , faritra Anôsy, ary 1200 Km latsaka miala avy aty Antananarivo.
Antanosy ny foko ao amin ity tanana ity, ary ny mangaliba dia anisan ny mozika mampiavaka azy.
Anisany toerana fanaovana « Surf » eto Madagasikara ary manana torampasika tsara indrindra !
Ao Tanambao, no hisy ny toeram-pivarota ny vokatra Madis Tsena Gasy atsy ho atsy. Sady mpamongady no mpaninjara io toerana io, izany hoe ho antsika mbola hivarotra dia afaka ao no maka fa tsy mila manafatra avy aty Andrenivohitra intsony.
Tsiro tsy manampaharoa ary manamora ny andavanandrontsika no tanjonay satria ny fisianareo no antom-pisianay!
Mandrapihaona ary o!

Grossiste Tsena Gasy

Les commentaires sont fermés.