Product/service Send message Green Mada Zezika nutriplant organique 100% BIO Mety amin’ny voly rehetra Zezika natoraly organika misy taharo Zezika ranony sady mora ampiasaina Tsy misy voka- dratsiny ho an ‘ny olona sy ny tontolo iainana Tombotsoa : Ma

Product/service
Send message
Green Mada
Zezika nutriplant organique 100% BIO
Mety amin’ny voly rehetra
Zezika natoraly organika misy taharo
Zezika ranony sady mora ampiasaina
Tsy misy voka- dratsiny ho an ‘ny olona sy ny tontolo iainana
Tombotsoa :
Manatsara ny fitombon’ny fakany ,tahony ,raviny
Manatsara sy mampitombo ny vokatra azo
manamafy ny voly haharitra ny rivotra sy ny hafanana be loatra ary ny hamandoana
Ahazo vokatra matohy tsara na amin’ny qualité na quantité izany.
Manatsara sy maha lonaka ny nofontany tsara indray .
Fampiasana azy:
10 ml atao anaty rano 10 litre izay hafafy amin’ny velarantany 4 ara izay tiana ho mahasana sy volena.
Arakaraky ny voly no fatra ka omena boky maimaimpoana misy ny torolalana ianao .
Voninkazo : tondrahana isaky ny 7 à 10 andro.
5-10ml atao anaty rano 20 l
mampiakatra aingana sy manatsara ny vokatra.
Voankazo : tondrahana isaky ny 7 à 10 andro
5-10ml ar tapohana rano 10 l
Miha mamy kokoa ny voan’ ny hazo sady mihangeza no 100% biolojika tsy misy simika.
Voly havotra : tondrahana isaky ny 7 à 10 andro. 10-40 ml atao anaty rano 10-20l
Miaro ny vokatra amin’ny karazana aretina sy ny bibikely izay manimba voly
Haninkotrana: tondrahana isaky ny 7 à 10 andro
10 ml atao anaty rano 10 l
Mampitombo ny abean’ ny vokatra
Miaro ny vokatra tsy ho simba ny bibikely
Azo tehirizina maharitra sy tsy mora simba ny vokatra miakatra
Vary : 10 ml atao anaty rano 10 l ho an’ny velarantany 4 ara
Tondrahana zezika ny vary rehefa :
Mihava vary : asina zezika ny fotony
misondro – dreniny
rehefa misy voany fa mbola maintso ny vary eto dia 10 ml atao anaty rano 20 l
ny 1 tavoahangy na ny 1 litre dia mahavita velarantany 3-6 hectare
Aza misalasala ary fa efa zavabaovao be tsara ho atsika mpamboly no nokarohinay
Prix : 1 litre 130.000 ar
1/2 litre : 70.000 ar
Contact : 038 48 465 62
Manao livraison
manerana an’i Madagasikara

Eny efa fotoana aza miandry ela intsony fa kapoy amzay Leroa Ho atsika tantsaha izay mbola tsy nanandrana ny zezika nutriplant organic Manandrama fa tsy hanenenanao izany Zezika mora ampiasaina Zezika tsara ary mahatsara kalitao ny voly izay volenao

Eny efa fotoana aza miandry ela intsony fa kapoy amzay Leroa
Ho atsika tantsaha izay mbola tsy nanandrana ny zezika nutriplant organic
Manandrama fa tsy hanenenanao izany
Zezika mora ampiasaina
Zezika tsara ary mahatsara kalitao ny voly izay volenao
Zezika tsy misy akora simika ary mamerina ny nofontany simba sy karakaina hamokatra tsara indray
Tsotra kely ny fampiasana azy ary efa omenay fiche technique ianao rehefa mividy eto aminay
Manao livraison
Contact : 0348587202
Mirary herinandro feno fahombiazana ho atsika

Tena mahafinaritra eh!?? Tsara lotra ity nositsika ity Volana novembre izao efa azotsika atao tsara ny mamboly na vary anaty rano izany na vary antanety Fa izao atao raha ampiasa ilay Ranonjezika nutriplant organic plus ianao 1- Vary anaty Rano : has

Tena mahafinaritra eh!??
Tsara lotra ity nositsika ity
Volana novembre izao efa azotsika atao tsara ny mamboly na vary anaty rano izany na vary antanety
Fa izao atao raha ampiasa ilay Ranonjezika nutriplant organic plus ianao
1- Vary anaty Rano :
hasaina ny tanimbary
raha efa nampiditra rano enao nefa mbola tsy nanao ity zezika ity de zao ni toro hevitra avy aty aminay : tapeno ilay vavany hidiranle rano mba tsy hiditra intsony aloha ny rano
Aveo avelao ho ritra kely ilay rano tao amin’ilay tanimbary
Rehefa vita izay tondrahana ilay Ranonjezika amin’izay ilay tanimbary
Ajanona adiny 6 eo izy avy notondrahana zezika tsy mbola ampidirana rano mba hitsika any amin’ny nofontany ilay zezika
Ny ampitso afaka 24h ampidiro amin’izay ny rano de zay
Vita
Manaraka ilay ao anaty fiche technique izay omenay amin’izay ianareo
De ho hitanareo fa ho tsara kokoa ny vokatra ho azonareo
Ndao isika amboly ny tsara ho soa ho atsika izany
#SARYINDRANA
Contact : 0348587202
Manao livraison

Mbola eto foana izahay hanome fahafahampo ho anareo mpanjifa ny zezika ah Mora ampiasaina ary tsy mifidy toetany na toetrandro izy ity Manampy ny voly hatrany izy amin’ ireo fiovahovan’ny toetrandro satria mitondra ireo singa rehetra mahamafy ny voly iz

Mbola eto foana izahay hanome fahafahampo ho anareo mpanjifa ny zezika ah
Mora ampiasaina ary tsy mifidy toetany na toetrandro izy ity
Manampy ny voly hatrany izy amin’ ireo fiovahovan’ny toetrandro satria mitondra ireo singa rehetra mahamafy ny voly izy
Azonao ampiasana mitokana izy
Ary azo ampiarahina amin’ny zezim-pahatra
Mandefa antsinjarany hatrany izahay araky izay fahafaha mividinareo
Ny pulverisateur koa dia misy avokoa ho atsika izay mitady
Manao livraison
Contact: 0348587202

Product/service Send message Green Mada Ireto avy tompoko ny zavamisy ato aminay Misy Ranonjezika nutriplant organique plus ato aminay Misy pulverisateur maro isankarazany ihany koa Manimboka amin’ny 3 litre hatramin’ny 16 litre 3 litre : 40.000 ar 5

Product/service
Send message
Green Mada
Ireto avy tompoko ny zavamisy ato aminay
Misy Ranonjezika nutriplant organique plus ato aminay
Misy pulverisateur maro isankarazany ihany koa
Manimboka amin’ny 3 litre hatramin’ny 16 litre
3 litre : 40.000 ar
5 litre: 50.000 ar
8 litre : 60.000 ar
10 litre : 70.000 ar
16 litre: 90.000 ar
Ny zezika moa de hitanareo ao amin’ny commentaire voalohany ny prix
Manao Livraison izahay
Contact : 0348587202