Yvette Send message Yvette Iza avy Isika abonné ato manao whatsapp? Misy pdf maro ireo ho antsika tia mikarakara sakafo mitovy amiko Afaka misafidy tsara ianao izay tianao amin’ireo an Midira mp avy hatrany fa 500ar fotsiny ny iray raha Maka betsaka dia

Yvette
Send message
Yvette
Iza avy Isika abonné ato manao whatsapp?
Misy pdf maro ireo ho antsika tia mikarakara sakafo mitovy amiko
Afaka misafidy tsara ianao izay tianao amin’ireo an
Midira mp avy hatrany fa 500ar fotsiny ny iray
raha Maka betsaka dia réduction ihany koa anefa
Afaka atoroko anao ny mampiasa whatsapp ho an’izay tsy manana.

Lalao kely hiarahako aminareo voalohany ity Ho zaraina amin’izay olona tsara vintana eto ny pâté 400g be zao anaovantsika sakafo mamikely ao antrano amin’ity saint Valentin inty amin’io olona 3 be hahazo daholo Tsotra ny lalao: Asio suivre ny pagentsika

Lalao kely hiarahako aminareo voalohany ity
Ho zaraina amin’izay olona tsara vintana eto ny pâté 400g be zao
anaovantsika sakafo mamikely ao antrano amin’ity saint Valentin inty
amin’io olona 3 be hahazo daholo
Tsotra ny lalao:
Asio suivre ny pagentsika
Mentionnéo ao amin’ny commentaire ny namanao 5 tia pâté any
Partageo eo amin’ny mur anao en mode publique ity publication ity.
Ny lalao dia hifarana ny 12 fevrier amin’ny 8 ora alina ary ny 13 fevrier no atao ny livraison.
Ho anao izay hividy kosa dia afaka manao commande avy hatrany.
NB: afaka manao commentaire maro be pour avoir plus de chance