Shopping & retail Send message Pepiniere mahavokatra Ireo ny zanaka voaloboka ry zareo a Misy karazany 4 izy ireo: .voaloboka manga:8000ar .voaloboka fotsy tsotra:8000ar .voaloboka muscat blanc ovale:10.000ar .muscat rouge:30.000ar Samy tsara sy mamy daho

Shopping & retail
Send message
Pepiniere mahavokatra
Ireo ny zanaka voaloboka ry zareo a
Misy karazany 4 izy ireo:
.voaloboka manga:8000ar
.voaloboka fotsy tsotra:8000ar
.voaloboka muscat blanc ovale:10.000ar
.muscat rouge:30.000ar
Samy tsara sy mamy daholo fa fa samy manana ny tiany ka mp avy hatrany izay mila ary
Tsy de mila tany malalaka be fa na izy karazany 4 ireo ary hambolenao mifanakaiky dia mety sy mamokatra tsra foana
033 18 694 31
« PEPINIERE MAHAVOKATRA »

Shopping & Retail Send message Pepiniere mahavokatra Zanany mbola kely fa lafo ,nefa anie afaka 1 taona ihany dia manomboka mamoa,ilay iva2 nefa tena vaventy ny voany manga greffe na koa hoe ilay manga diego no mora hahafantarana azy ity Misy karazany 2

Shopping & Retail
Send message
Pepiniere mahavokatra
Zanany mbola kely fa lafo ,nefa anie afaka 1 taona ihany dia manomboka mamoa,ilay iva2 nefa tena vaventy ny voany
manga greffe
na koa hoe ilay manga diego no mora hahafantarana azy ity
Misy karazany 2 afaka hisafidianana tsara
.langouste=ilay boribory
.valencia=ilay lava2
Zanany vitsy2 no disponible ato ka izay manao commande aloha no mahazo
Rehefa manaraka tsara ny toro_hevitra omenay amin’ny fambolena sy ny fikarakarana azy dia mahavokatra tsara foana
Vidiny=50.000ar
Raha maka karazany 2 mahazo reduction
Mp ary tompoko
033 8 694 31
Manao livraison eyo tana,ary mandefa faritra rehetra

Shopping & retail Send message Pepiniere mahavokatra Ity misy fomba tsotra kely hamonoana ilay biby kely mihinana ny zanankazotsika ireny Ireto ny zavatra ilainao -SIRA -RANO Alainao ny sira dia aroanao anaty rano atao mangidy sira mihitsy dia afaka ampi

Shopping & retail
Send message
Pepiniere mahavokatra
Ity misy fomba tsotra kely hamonoana ilay biby kely
mihinana ny zanankazotsika ireny
Ireto ny zavatra ilainao
-SIRA
-RANO
Alainao ny sira dia aroanao anaty rano atao mangidy sira mihitsy dia afaka ampiasaina avy hatrany
Tsy vitan’ny mamono ireo bibikely mpanimba voly fotsiny ny sira fa tena mahatsara ny ravina ny sira ary mitondra otrikaina ho an’ny zavamaniry ary miaro ny zavamaniry amin’ny aretina koa
Ny voly rehetra dia mety amin’ireo fomba roa ireo (potager, voninkazo sns..)
Ny ranontsira dia tsy azo atao isan’andro fa atao isakerinandro raha toa ka mbola misy ny bibikely
Aza adino ,abonneo hatrany ny pagentsika

Shopping & Retail Send message Pepiniere mahavokatra Tsara ery Paiso nectarine,afaka 1 taona ihany nareo dia mahita vokatra raha izao no mamboly azy Zanany=15.000ar,misy efa lehibe koa ho an’ireo ilay mitady zanany efa lehibe fa tonga de mandefa mp avy h

Shopping & Retail
Send message
Pepiniere mahavokatra
Tsara ery
Paiso nectarine,afaka 1 taona ihany nareo dia mahita vokatra raha izao no mamboly azy
Zanany=15.000ar,misy efa lehibe koa ho an’ireo ilay mitady zanany efa lehibe fa tonga de mandefa mp avy hatrany fa hafa ny vidiny
033 18 694 31
Manao livraison
Tsy diso anjara koa hianareo any amin’ny faritra fa mandefa faritra rehetra izahay an
#Raha mahaliana anao dia abonneo ny page « PEPINIERE MAHAVOKATRA » ahitanao ireo karazana zanankazo fihinam_boa maro ato aminay miampy ireo toro_hevitra maro samihafa

Varotra zana-kazo fihinam-boa Shopping & Retail Send message Varotra zana-kazo fihinam-boa Ity anie oa ry zareo ilay azo atao fitadiavam_bola maharitra eh Mila maharitra kely fotsiny amin’ny fambolena sy fikarakarana azy dia afaka 2 taona mioty vokatra ts

Varotra zana-kazo fihinam-boa
Shopping & Retail
Send message
Varotra zana-kazo fihinam-boa
Ity anie oa ry zareo ilay azo atao fitadiavam_bola maharitra eh
Mila maharitra kely fotsiny amin’ny fambolena sy fikarakarana azy dia afaka 2 taona mioty vokatra tsara
Zanany efa tena azo antoka tsara no omena anareo,zanany mirefy 30_40cm
Vidiny=5000ar
Cafe arrabica izy ity
Mp aingana izay liana ary tompoko
033 18 694 31
Manao livraison izahay ary mandefa ho anareo any amin’ny faritra rehetra
Toerana=Ampitatafika