Shopping & Retail Send message Varotra zana-kazo fihinam-boa Ity ilay mamoa mandava_taona (4 saison) Izany hoe ilay tsy mitsahatra mamoa fa miala ny eo dia efa mamoa indray izy CITRON MEYER Karazana voasary greffe nain,izay hasianao azy na amin’ny pot na

Shopping & Retail
Send message
Varotra zana-kazo fihinam-boa
Ity ilay mamoa mandava_taona
(4 saison)
Izany hoe ilay tsy mitsahatra mamoa fa miala ny eo dia efa mamoa indray izy
CITRON MEYER
Karazana voasary greffe nain,izay hasianao azy na amin’ny pot na amin’ny tany mety foana
Zanany afaka 1 taona dia mamoa
Vidiny=15.000ar
Mp aingana ary izay liana
Laharana tsy miova
033 18 694 31
034 79 787 12
Toerana=avarajozoro ampitatafika
Afaka manantona mivantana anay
Afaka manao livraison
Ary farany,mandefa ho anareo izay any amin’ny faritra rehetra tompoko

Shopping & Retail Send message Varotra zana-kazo fihinam-boa Zanaka ravintsara Tena ilaina foana izy ity, indrindra atao fanafody,huile essentiel,evohana,hanaovana thé….. Mp avy hatrany izay mila zanany 033 18 694 31 Manao livraison sy mandefa ho anare

Shopping & Retail
Send message
Varotra zana-kazo fihinam-boa
Zanaka ravintsara
Tena ilaina foana izy ity, indrindra atao fanafody,huile essentiel,evohana,hanaovana thé…..
Mp avy hatrany izay mila zanany
033 18 694 31
Manao livraison sy mandefa ho anareo any amin’ny faritra

Varotra zana-kazo fihinam-boa Shopping & Retail Send message Varotra zana-kazo fihinam-boa Pomme golden Manana zanany kely sy efa lehibe izahay, Zanany=15.000ar Misy efa lehibe efa hamoa sy misy efa mamoa mihintsy =70.000ar Afaka ataonao anaty pot raha t

Varotra zana-kazo fihinam-boa
Shopping & Retail
Send message
Varotra zana-kazo fihinam-boa
Pomme golden
Manana zanany kely sy efa lehibe izahay,
Zanany=15.000ar
Misy efa lehibe efa hamoa sy misy efa mamoa mihintsy =70.000ar
Afaka ataonao anaty pot raha tsy misy tokontany enao
Mp avy hatrany izay hanao commande tompoko,
Manao livraison izay ary mandefa ho anareo izay liana any amin’ny faritra ihany koa
033 18 694 31

Ity ilay karazany iva2 tadiavinareo foana koa Voasary mandarine japonais Karazana voasary greffe koa izy io,mamy tsara ,ilay manify hoditra kely rehefa voasana iny,karazany ilay nain afaka atao anaty pot andavarangana eny,tsara ery na atao amin’ny tany ko

Ity ilay karazany iva2 tadiavinareo foana koa
Voasary mandarine japonais
Karazana voasary greffe koa izy io,mamy tsara ,ilay manify hoditra kely rehefa voasana iny,karazany ilay nain afaka atao anaty pot andavarangana eny,tsara ery
na atao amin’ny tany koa,izay tinao ihany
Zanany=15.000ar,afaka 1 taona ihany dia manomboka mamoa
Mp ary tompoko izay liana
033 18 694 31
Manao livraison sy mandefa faritra rehetra

Manana ity karazana orange ity koa izahay an orange rouge na orange sanguine no anarany,greffe izy io Afaka 1 taona izy mamoa,2 taona raha ela indrindra, Afaka ataonao anaty pot na amin’ny tany mety foana Vidiny=35.000ar Mp avy hatrany tompoko 033 18 694

Manana ity karazana orange ity koa izahay an
orange rouge na orange sanguine no anarany,greffe izy io
Afaka 1 taona izy mamoa,2 taona raha ela indrindra,
Afaka ataonao anaty pot na amin’ny tany mety foana
Vidiny=35.000ar
Mp avy hatrany tompoko