July 27 at 8:58 AM
Akory eeee !!!
Andao isika anio hiresaka momban’ny tranon’akoho
Tiako marihana ety amboalohany aloha fa fizarana no atao ato @ Bell plume fa

July 27 at 8:58 AM
Akory eeee !!!
Andao isika anio hiresaka momban’ny tranon’akoho
Tiako marihana ety amboalohany aloha fa fizarana no atao ato @ Bell plume fa
4 hours ago
Tsara lahady eeee !!
Eny ary fa misy atodiny alefa 4 ato androany hatr@12 atoandro no azo récupéré_na. Récupérer_na ihany aloha fa tena lasa vacance
Bell Plume
Salama e !!
Je cherche une gentille famille
Misy mazoto hitaiza ve izy ?
_Tena mahafatifaty izy an, sady haingo_tanàna no fahafinaretan’ny maso.
_A
Salama e !
Misy atody disponible vitsivitsy
_ Faverolle pure 3 dispo
_ Brahma Bleu ( grisé Noir) croisé Faverolle mâle 5 dispo
_ Brahma gris isabella croisé F
Manao ahoana ny fanomanana ny fety ao e ???
Ireto misy tolotra fety tsara be.
Afaka hompinao ihany koa ireo satria tena fondation tsara loatra
Vorotsiloza lahy
2 poussins disponible ( non sexé)
Âge = 3 semaines et 2 jours
Efa vita vitamines, antibiotique
_ Faverolle croisé Brahma gris isabella ny iray
_ Faverolle cro
Tandammm
Ndao ary hilalao e !!!
Samia ary mamaky tsara an !
Averiko tsara hoe samia ary mamaky tsara.
Tsotra tena tsotra ny kilalao ataontsika.
Zavatra 2 monj
Bell Plume
#Produits
#Vokatra
Hisaorana foana Andriamanitra amin’ny fanambinana omeny !
Ireo ny « relève », ireo ny vokatra. Nounours kely be dia be
Tsy mbola am
Mbola tsara harivariva eee !!!
Tsy dia fanao loatra ny manao toy izao fa te hizara hafaliana sahady hoe fécondé tsara daholo ireny atody lasanareo ireny.
Ny fi
Récolte du jour an !
Mahafatifaty ô ?
Vao maika moa fa rehefa foy dia tena fahafinaretan’ny maso maharitra e !!
#Mbola misy ny atody an ! Aza tara.
Ho an’ireo