Aleo mba asiana After Work kely indray ary Pour Chicky Behoririka Uniquement Mividy produit 1 + Bièrre 1 = Mahazo KIT 1 Isaky ny Zoma sy Sabotsy manomboka @ 18h ka hatramin’ny 20h ny ity Volana ity ihany fa aza tara anh Tongava maro fa mahafinaritra foan

Aleo mba asiana After Work kely indray ary
Pour Chicky Behoririka Uniquement
Mividy produit 1 + Bièrre 1 = Mahazo KIT 1
Isaky ny Zoma sy Sabotsy manomboka @ 18h ka hatramin’ny 20h ny ity Volana ity ihany fa aza tara anh
Tongava maro fa mahafinaritra foana ny miaraka amin’i Chicky
Chicky
Chicken Joint

Nouvelle offre éphémère Nifarana omaly moa ny lalao antsika ka dia indro ary ny éphémère pour le mois de Mai ato amin’ny Chicky Big Mine-sao au Poulet Fumé Natao amin’ny vidiny tena mirary satria dia 16 500 Ar Mikasika ny lalao indray dia avieo amin’ny

Nouvelle offre éphémère
Nifarana omaly moa ny lalao antsika ka dia indro ary ny éphémère pour le mois de Mai ato amin’ny Chicky
Big Mine-sao au Poulet Fumé
Natao amin’ny vidiny tena mirary satria dia 16 500 Ar
Mikasika ny lalao indray dia avieo amin’ny 16h ny Tirage au sort izay nahamarina
Maromaro ianareo ao fa tsy maintsy ho sarihina
NB: Commentaire modifié non accepté
Chicky
Chicken Joint

Maro ny tombotsoa azo avy amin’ny fihinanana henan’akoho. Ary tsy izay ihany fa sady matsiro izy ato @nay no mbola mora vidy ihany koa ARBIOCHEM Group Fantatrao vé ny tombontsoa Azo amin’ny fihinanana henan’akoho. Ireto avy ary: – mankarena proteinina

Maro ny tombotsoa azo avy amin’ny fihinanana henan’akoho.
Ary tsy izay ihany fa sady matsiro izy ato @nay no mbola mora vidy ihany koa
ARBIOCHEM Group
Fantatrao vé ny tombontsoa Azo amin’ny fihinanana henan’akoho.
Ireto avy ary:
– mankarena proteinina
– misy vitamine indrindra n’y vitamine B
– manana ihany koa izy ny mineraly
– ary mitondra n’y anjara birikiny amin’ny fer
Ho antsika eto M/Kara Dia Mbola ambany n’y tahan’ny fihinana henan’akoho kanefa raha hampintahana amin’ny vidin’ny hena hafa toy hena-kisoa , hen’omby dia mbola mora n’y vidiny.
Koa andao ary hinana akoho e
#Ar Biochem #Activo

Andao ilalao kely isika Inona ary ny sakafontsika vaovao eo amin’ny sary? Toy izao no fandehan’ny lalao : Raha mahamarina ny anaran’ny sakafo eo amin’ny sary ianao dia mahazo ilay sakafo GRATUIT ety amin’ny Chicky Behoririka OUI GRATUIT ILAY SAKAFO SAO

Andao ilalao kely isika
Inona ary ny sakafontsika vaovao eo amin’ny sary?
Toy izao no fandehan’ny lalao :
Raha mahamarina ny anaran’ny sakafo eo amin’ny sary ianao dia mahazo ilay sakafo GRATUIT ety amin’ny Chicky Behoririka
OUI GRATUIT ILAY SAKAFO SAO DIA TARA
Ny Fitsipiky ny lalao :
– Ataovy ao anaty commentaire ny valin’ny fanontaniana
– Mentionneo ny namanao hiaraka ilalao aminao
– Asio j’aime ny Pejy
– Partageo eo amin’ny rindrina anao ity Publication ity
Ny faran’ny lalao : Talata 30 Avril 2024
Fisarihana izay nahamarina ny lalao : Alarobia 01 Mai 2024
Andao ary iara hilalao aminay
#milalao
#sakafo
#chicky #crispy #tsiky

Animation surgelé indray miaraka amin’ny Chicky eny amin’ny KIBO Tanjombato rahampitso Alahady 21 Avril Eny enao afaka manao dégustation gratuit sy friture sur place Ny androany aloha dia efa misy animation Surgelé eny amin’ny KIBO Anosivavaka anh : htt

Animation surgelé indray miaraka amin’ny Chicky eny amin’ny KIBO Tanjombato rahampitso Alahady 21 Avril
Eny enao afaka manao dégustation gratuit sy friture sur place
Ny androany aloha dia efa misy animation Surgelé eny amin’ny KIBO Anosivavaka anh
: https://www.facebook.com/share/p/DJW5NWF1nqZyzjMu/?mibextid=oFDknk
#Animation
#sakafo
#chicky #crispy #tsiky

Eny amin’ny KIBO Anosivavaka indray izany tsika miaraka @ Animation surgelé Ny Sabotsy 20 Avril manomboka amin’ny 10h30 ka hatramin’ny 17h30 Misy Dégustation gratuit sy friture sur place eny anh Eny ihany koa no ahenoanao ny tsiron’ny Produit surgelé v

Eny amin’ny KIBO Anosivavaka indray izany tsika miaraka @ Animation surgelé
Ny Sabotsy 20 Avril
manomboka amin’ny 10h30 ka hatramin’ny 17h30
Misy Dégustation gratuit sy friture sur place eny anh
Eny ihany koa no ahenoanao ny tsiron’ny Produit surgelé vokarin’ny Chicky
#animation