Maro ny tombotsoa azo avy amin’ny fihinanana henan’akoho. Ary tsy izay ihany fa sady matsiro izy ato @nay no mbola mora vidy ihany koa ARBIOCHEM Group Fantatrao vé ny tombontsoa Azo amin’ny fihinanana henan’akoho. Ireto avy ary: – mankarena proteinina

Maro ny tombotsoa azo avy amin’ny fihinanana henan’akoho.
Ary tsy izay ihany fa sady matsiro izy ato @nay no mbola mora vidy ihany koa
ARBIOCHEM Group
Fantatrao vé ny tombontsoa Azo amin’ny fihinanana henan’akoho.
Ireto avy ary:
– mankarena proteinina
– misy vitamine indrindra n’y vitamine B
– manana ihany koa izy ny mineraly
– ary mitondra n’y anjara birikiny amin’ny fer
Ho antsika eto M/Kara Dia Mbola ambany n’y tahan’ny fihinana henan’akoho kanefa raha hampintahana amin’ny vidin’ny hena hafa toy hena-kisoa , hen’omby dia mbola mora n’y vidiny.
Koa andao ary hinana akoho e
#Ar Biochem #Activo

Chicky

Les commentaires sont fermés.