a day ago
Ny fanomezana hasina tongologasy 1 ho an’ny akoho kely dia manala ny kankana ao anatiny
FAMPIASA AZY: Potehina dia kakàna azy
Hasiny 2 ho an’ny vanton

a day ago
Ny fanomezana hasina tongologasy 1 ho an’ny akoho kely dia manala ny kankana ao anatiny
FAMPIASA AZY: Potehina dia kakàna azy
Hasiny 2 ho an’ny vanton
2semaine maery
30 isa
6 hours ago
Salama e!!
AMIDY Akoho POULARDE eo @ 2kilos eo lanja velona. Mbola manatody 55% à 60%
Prix: 25 000Ar ny iray.
Mp ou 034 51 842 42/0330822164
2kg moyenne izy velona
Afaka tonga de mamoly ihany ko zay
Misy isa ze ilainao
Mp na 0348494291
Toerana:Jovena 67ha