Sakafo Vita Malagasy

6 hours ago
———FILAZANA———
Faly miarahaba antsika Papa et Maman – Futur Papa et futur Maman manaraka ny pejy,
Ho fanatsarana sy fizarana ary fanomezana fahafaham-po anareo mpanaraka ny pejy dia misokatra ho anareo ny « Service counseilling et personnalisé payant en MP »,
Afaka mametraka ireo question personnelle mahakasika ny fahasalaman’ny reny mitondra vohoka sy ny reny avy niteraka ary ny tontolon’ny fitezaina zazakely ianareo… Ho an’ireo mila conseil manokana ankoatran’ny partage na mahakasika ny partage misy eto amin’ny pejy.
Aza misalasala mandefa hafatra miafina (MP) fa hovalinay ianao
Maniry anareo hatrany hanaraka ny pejy
Mirary Soa e

Articles recommandés

Saucisson Bio fait maison: Saveur et qualité

« Maîtrisez la fabrication de glace tige commerciale »