Sakafo Vita Malagasy

Tsy miandry oe zavatra be fa hifaliana izay tody e.
Ireto ny vokatra rehefa nampianatra ankizikely namboly (fambolena mikajy ny tontolo iainana, mitsinjo ny fahasalamana, hafaliana ré izao…)
Andao hiara-hientana hitsinjo ny ho avy… @ izay vita aloha.
#malagasyblessing

Articles recommandés

Cacao, Chocolat Noir & Blanc, Livraison à Madagascar

« Recyclage: Formation Gratuite pour Éleveurs et Agriculteurs »

Lalao #PRETTY_MAGIC X 5 : Gagnez vos Dimy