8 hours ago
Salama ariva e
Ireto misy australorp alefa
Efa fantatrao ve izany akoho hoe australorp izany?
sady ho ampafatariko anao iany izy androany hoe manao ahoana izy atony
AUSTRALORP: Akoho tena anisan manatody be mihintsy ary maharitra telo(3)
taona be izao izy manatody
izy ihany koa dia anisany akoho mahatanty mangatsika indrindra(origine australie)
Tena vaventy vatana sady avo be nefa dia vao 4mois eo ho eo zareo ireto
Ko inona no isalasalanao anefa dia efa izany ny hatsarany?
antsoy faingana ny laharana fa tolotra mandalo iany izy ity
0389475772
Vavy 3
lahy 1
4mois eo ho eo
#Tia_Akoho_Race
#Australorp_Geant
#Ny_Tsara_Hatrany
Australorp: Akoho be mihintsy ary maharitra telo.
