Sakafo Vita Malagasy

Tranoben’ny Tantsaha Mpamokatra
Agricultural Cooperative
Send message
Tranoben’ny Tantsaha Mpamokatra
15 hours ago
Tsidiho hatrany ny stand misy ny Tranoben’ny Tantsaha Mpamokatra amin’ireo vokatra amidy ao amin’ny FIER-Mada.
Ho hitanao ao ireo vokatra toy ny :
tantely palissandre, jujubier, litchi
ireo akondro hita any amin’ny faritra atsinanana
ireo masomboly CUMA
Mankasitra ny fiaraha-miasa amin’ireo mpanohana sy mpiara-miombon’antoka matihanina amin’ny fiompiana tantely, miaraka amin’ny tetikasa FFF izay vatsian’ny FAO Representation – Madagascar Comores Maurice Seychelles sy ny tetikasa SEEED, mpiara-mamantsy miaraka amin’ny vondrona Eropeana.
Tranoben’ny Tantsaha Mpamokatra
PPI – People Power Inclusion Océan Indien
FAO Representation – Madagascar Comores Maurice Seychelles
#tantsaha #Tranobenytantsaha #Incubation #agribusiness #innovation #seeed #PPI #

Articles recommandés

Corps d’Esturgeon frais, qualité supérieure

Arrivage de riz frais de qualité supérieure!