5 jours = O imperfections CREME CAROTTE = O imperfections 5 andro monja ftsny dia madio tanteraka ny tarehinao rehefa mampiasa ny vokatra natoraly ato aminay haingampiasa ary tena mandaitra 100% Koa raha misy panda tsy mety afaka ary ena

5 jours = O imperfections
CREME CAROTTE
= O imperfections

5 andro monja ftsny dia madio tanteraka ny tarehinao rehefa mampiasa ny vokatra natoraly ato aminay
haingampiasa ary tena mandaitra 100%
Koa raha misy panda tsy mety afaka ary enao.
Na koa misy mony , tasy , mangana , point noir,..
Na menabe ny tarehinao , simban’ny produit.
Na tinao hadio sy hazavazava ftsny ny tarehinao .
Na tinao ho fotsifotsy sy malandina ny endrika.
Na misy rides , kentrona sy efa misy miroraka ny tarehinao , sy izay rehetra olana tsy voatanisa ….,été..
Tongava ary ao am Mp na Sorato ao am commentaire ftsny ny olana misy am tarehinao
fa manana vahaolana tena haingana bé ho anao izahay , ary ao anatin’ny 5 andro monja ftsny no anadiovantsika ny tarehinao fa tsy miandry ela zan.
Andramo ary fa tarehy madio tsisy pentina no tanjona ary tsy maintsy sitrana sy madio tanteraka ny tarehinao ao anatinio 5 andro io.

Tarehy Madio Voakarakara

Les commentaires sont fermés.