CREME DE RIZ+COLLAGENE ( Manala ny kentrona sy ny rides tena haingana bé….satria ao anatiny 10 andro monja dia afaka sy manjavona tanteraka ireo) Efa azo sorohina tsara ny fahanteran’ny hoditra amin’izao…ka anisan’izany ity crème de riz + coll

CREME DE RIZ+COLLAGENE ( Manala ny kentrona sy ny rides tena haingana bé….satria ao anatiny 10 andro monja dia afaka sy manjavona tanteraka ireo)

Efa azo sorohina tsara ny fahanteran’ny hoditra amin’izao…ka anisan’izany ity crème de riz + collagene ity
, izay tena manala haingana ny rides , kentrona , miroraka am tarehy
ary mamerina ny endrika ho tanora kokoa.
Manala haingana ny kentrona, rides , cernes .
Manazava ary manadio ny hodi-tava ao anatin’ny fotoana fohy.
Manatanora ny endrika ary mampalandina tsara ny tarehy .
Manala menamena sy tarehy simban’ny produit .
Mampihenjana tsara ny hodi-tava ary mampikatona ny maso-koditra.
Manala miroraka am tarehy sy ny tenda .
Tena mety tsara ho anareo izay efa zokinjokiny izy ity satria mamerina ny endrika ho tanora kokoa.

Marihina fa in 2 mampiasa azy fotsiny ianao , dia efa mahita fiovana avy hatrany
Midira mp avy hatrany ary raha mahaliana anao…mandefasa mp..

Tarehy Madio Voakarakara

Les commentaires sont fermés.