Salama daholo Ireto indray ny voka-tsoa azo avy amin’ny Goavy, koa mazotoa izany mihinanan Goavy. Ny Goavy dia manan-karena Vitamine C sy vitamine A Miaro amin’ny homamiadana Antioxydant ihany koa izy Tsara ho an’ny olona misy diabeta Afaka atao jus n

Salama daholo
Ireto indray ny voka-tsoa azo avy amin’ny Goavy, koa mazotoa izany mihinanan Goavy.
Ny Goavy dia manan-karena Vitamine C sy vitamine A
Miaro amin’ny homamiadana
Antioxydant ihany koa izy
Tsara ho an’ny olona misy diabeta
Afaka atao jus na confiture, na ohanina amin’izao.
Araraoty ny fihinanana Goavy ary fa vokatra izy izao sady mora.
Bonne journée ô.

Goûter à Petit Prix

Les commentaires sont fermés.