Sakafo Vita Malagasy

13 hours ago
BAUME À ONGLES indray no amaranatsika ny anio
Aza adinoina anefa aloha fa mbola MITOHY NY PROMOTION HATRAMIN’NY SABOTSY IZAO ka Araraoty Sao tara e
Inona tena asan’ilay BAUME À ONGLES
Manamafy ny HOHO tsy ho mora tapatapaka
Mora manalava HOHO no sady Manatevina azy.
Mety amin’ny hoho tanana n’a ny hoho tongotra.
Araraoty fa 7.000ar monja izy ity amin’izao promotion be izao.
034.02.221.44

Articles recommandés