Archive dans 1 décembre 2023

Zavatra anisany manairana antsika ity fanontaniana ity hoe «inona indray no atao laoka androany» Inty ary misy sosokevitra kely hieritreretanao sahady ny hietsenana rahampitso. Akora ilaina: henan’omby efa voatetika 800g pomme de terre 800g voatabia 6 ton

Zavatra anisany manairana antsika ity fanontaniana ity hoe «inona indray no atao laoka androany»
Inty ary misy sosokevitra kely hieritreretanao sahady ny hietsenana rahampitso.
Akora ilaina:
henan’omby efa voatetika 800g
pomme de terre 800g
voatabia 6
tongolo lay
tongolo oignon1
sakamalao 1 sotro
menaka
sira
anamalaho
FIKaRaKaRaNa aZY
Afanao ao anaty vilany ny menaka ary endaso ao ny hena miaraka amin’ny tongolo ny
ail ny voatabia ny sira ny sakamalao izay efa voatetika madinika
Tapohy rano atsasalitatra rehefa mendy tsara ary avelao ho masaka mandritra ny 15mn
Refefa izay dia arotsahy ao ny pomme de terre efa novoasana ary voaatetika madinika
saromy ary avelao ho masaka mandritran’ny 30mn
Rehefa izay dia arotsahy ao ny anamalaho avelao ho masaka eo mandritran’ny 5mn
Mazotoa mikarakara ary
Sary fanehoana.

Vente Fitsa Mada VENTE FITSA MADA Tonga indray ny arrivage oo Prix: 9.000 ar/1kg Misy prix de gros a Toerana: Ankatso …. Livraison Antananarivo sy amn’ny faritra( manomboka 1000 ar) Tel: 038 17 975 71 Afaka mandefa Mp

Vente Fitsa Mada
VENTE FITSA MADA
Tonga indray ny arrivage oo
Prix: 9.000 ar/1kg
Misy prix de gros a
Toerana: Ankatso
…. Livraison Antananarivo sy amn’ny faritra( manomboka 1000 ar)
Tel: 038 17 975 71
Afaka mandefa Mp

Fast food restaurant Send message SISTA is feeling excited. KALY FRIDAY NDAO HO TSENAINTSIKA @ SAKAFO MATSIRO ITY VOLANA DECEMBRE ITY SADY ZOMA MAGNIFIQUE E, 250g Cuisse de Poulet + Accompagnement + salade = 10 000ar tena marina eee SISTA : ISORAKA

Fast food restaurant
Send message
SISTA is feeling excited.
KALY FRIDAY
NDAO HO TSENAINTSIKA @ SAKAFO MATSIRO ITY VOLANA DECEMBRE ITY SADY ZOMA MAGNIFIQUE E,
250g Cuisse de Poulet + Accompagnement + salade = 10 000ar
tena marina eee
SISTA : ISORAKA entre St Vincent de Paul taloha sy ny FJKM
0344035285

Grillaro Restaurant & Fast Food Antsirabe Tsara ity Alatsinainy ity. Aleo aloha Pizza daholo no asehonay anareo androany. Ireto misy sombiny amin’ny karazana Pizza misy ato amin’ny Grillaro Fast Food. Ao anaty sary tsirairay ny mombamomba sy azy avy mia

Grillaro Restaurant & Fast Food Antsirabe
Tsara ity Alatsinainy ity.
Aleo aloha Pizza daholo no asehonay anareo androany.
Ireto misy sombiny amin’ny karazana Pizza misy ato amin’ny Grillaro Fast Food.
Ao anaty sary tsirairay ny mombamomba sy azy avy miaraka amin’ny vidiny.
Misokatra hatramin’ny 8:00 alina izahay.
Grillaro Fast Food, Immeuble Galeria Volavita Antsirabe
034 58 536 13
Livraison possible

Pizza Mafilotra Hello December Araraoty fa tena mora be Ahoana tsara hoe ? 12 .000 Ar dia efa mahazo pizza ato aminay 15 .000 Ar monja ny pizza Spécial Ny mine-sao Spécial koa 7.000 Ar fotsiny Wraps Ilay tena ankafizinareo iny kosa dia

Pizza Mafilotra
Hello December

Araraoty fa tena mora be
Ahoana tsara hoe ?
12 .000 Ar dia efa mahazo pizza ato aminay
15 .000 Ar monja ny pizza Spécial
Ny mine-sao Spécial koa 7.000 Ar fotsiny
Wraps Ilay tena ankafizinareo iny kosa dia 8 .000 Ar hatrany
Ny Hamburger aza moa 6.000 Ar monja

Inona intsony no andrasana fa :
Confirméo malaky ao amin’ny hafatra miafina na mp ny commande-nao
Na koa antsoy ny laharana : 038 05 867 16
LIVRAISON à partir de 3.000 Ar
#Pizza_Mafilotra
#Pizza_mora_nefa_tsara
#ABONNEZ_VOUS_A_LA_PAGE