Sakafo Vita Malagasy

Efa naheno ve ianao ny akoho GOLIATH KUROILER izay nahatonga fahagagana tamin’ny mpiompy maro?
Inona marina no mahasamihafa azy amin’ny akoho fahitatsika mahazatra ?
Ny akoho Kuroiler dia mitondra fiovana goavana amin’ny tontolon’ny fiompiana noho ny tombony maro atolony:
Mitady akoho haingana be dia ngeza ve ianao?
Ireo akoho hafa tsara tsiro ve tsy mahafa-po anao satria tsy mahatratra lanja haingana?
Mora rava ny ezaka sy ny vola lanina raha tsy mahomby ny fiompiana akoho ataonao.
Ny GOLIATH KUROILER no hamaha izany olanao izany!
Ao anatin’ny 3 volana monja dia efa azo hanina, ary manana lanja 2-3 kg
Ary 4 volana dia efa manatody isan’andro!
Miaraha aminay ary jereo ny vokatra mivaingana atolotry ny GOLIATH KUROILER!
Poussin une semaine EFA DISPONIBLE
PRIX poussin : 13.000 Ar
menay fiche technique maimaimpoana ianareo
Toerana : Alakamisy Fenoarivo
Contact : 034 99 426 40
Manao livraison ho an’ireo tsy afaka mivezivezy!
+3

Articles recommandés

Construire un poulailler efficace : conseils de Bell Plume