Aina Miray Rakotoarisoa
June 19
Inona no Antony tsy mampahomby ny fambolenao ,mba te hiala @tsy fahombiazana vé iana fa te hamokatra be ?
Mba tianao vé raha isanadro ianao dia ihinana sakafo ara pahasalamana sady bio natoraly?
Zezika bio ranony Nutriplant organic plus fertilizer ikarakarana ,vokatra avo 2 na 3 heny mihoatra ny mahazatra raha arahinao tsara ny fomba fampiasana azy ,aza variana @zezika simika fa matrapo ireny fa tsy mahatody taona hoy fitenenana izay
Zezika Nutriplant organic plus fertilizer zezika voatily iraisampirenena mahafeno ireo karazana otrikaina rehetra ilain voly ,tsy misy akora simika fa bio natoraly ,mamaly ny filan voly s’y ny tany @vanimpotoana rehetra
Maro ny tombotsoa azo @fampiasana azy
Manatsara ny kalitao vokatra sy quantité ny vokatra
Mampalonaka ny tany fampiasana azy matetika
Mamerina ny tany ho lasa natiora indray
Manamora fitomboan voly : fakany raviny tahony felany ary voany
Miaro ny voly @haitany hatsika ary ireo bibikely mpanimba ny voly
Kely no ampiasaina dia mavita betsaka 1 litre mahavita 3hectara moyen ,efa omenay fiche teknika momba fampiasana azy enao rehefa mividy azy
Mety @fambolena rehetra voly mamody amban tany voly mamoa ambon tany vary an drano vary an tanety légume voly avotra vonikazo voakazo pépinière
Pulverisateur no fitaovana hampiasaina @famedrahana azy
Eto tananarivo misy anay afaka madefa @faritra afaka manao livraison koa
Tsara toga dia miantso ny laharam pifandraisana etsy ambany raha mahaliana anao ilay rano jezika
CONT: 0344387347
« Nutriplant : Zezika Bio, Vokatry Avo Ho Anao »
