Sakafo Vita Malagasy

Afaka miditra mp hatrany raha tia hanao commande PASTAGASY na miantso direct ny 0340459897
Madakaly Antananarivo
15 hours ago
Régal minute oooo…
Maro ianareo no nisafidy Carbonara tamin’ilay défi culinaire
, ho avoakantsika ary ve ny recette mampatsiro azy sa ahoana?
Fa izany ary aloha ny tagliatelles au poulet pesto mandrivorivo
PS: Azo atao sakafo week end raha tia hanandrana tsiro hafakelyy
#pastagasy #vitamalagasy

Articles recommandés

[« Formation Pratique Charcuterie: 30.000 Ar – Samedi 15 Juin », « Apprenez la Charcuterie: Formation Pratique – Samedi 15 Juin », « Devenez un Pro: Formation Charcuterie – 15 Juin – ITAOSY »]

Biscuits personnalisés pour vos événements