Send message
Kojakoja Joh
8 hours ago
PACK GAZ COMPLET
(tsy misaraka)
Prix complet:300.000ar
Natao ho anao sahirana mahandro sakafo ity,tsy mila misahirana intsony fa tonga dia mahandro ,tsy mandoto,mitsitsy nohon’ny charbon,résistance sns ..satria haingana dia masaka, ataonay hatramin ny installation,tonga dia lasanao hatramin ny bouteille
Réchaud à gaz 2 feux allumage automatique (tsy mila briquet intsony)
Bouteille VITOGAZ 9kg pleine
Détendeur
Tuyau 1,5 m
-en sécurité tsara satria tsara qualité daholo ny accessoires
contact: 034 60 363 64
Afaka manao livraison en ville
Installation gratuite
afaka mandefa any amin ny faritra
PACK GAZ COMPLET : Cuisine facile et rapide
