about an hour ago
Bandy akama milay, en cours de préparation
#charsuipork #sakafo

about an hour ago
Bandy akama milay, en cours de préparation
#charsuipork #sakafo
Matsiro be lay henomby sy légume miampy anana ritra
Machiro
5 hours ago
Manasa izay tia ravin-tsaonjo lena
Mampangotraka rano dia avela hangotraka kely ao 5mn dia ariana rano, avy eo mamerina mampangotraka rano
Lasary voatabia
Mazotoa ary EE
L’assiette du Chef
15 hours ago
Soupe van tan
Mafilotra ery
GANA RITRA AUX POIVRES VERT SY PETIT POIS 7000ar
HENOMBY RITRA POTIKA 5000ar
LANGUE DE ZEBU SAUCE POIVRE VERT 6000ar
HENAKISOA RITRA SY ANANDRANON’AMPEFY 5000ar
Atao ahoana ny hitiavanareo azy?
Nahandro Gasy Tsara
#ndao_hizara
#vacances
a day ago
Voatavo sy menaka ary tongolo gasy + oignon + sakamalao râpé
• hena ritra
• henabolina sauce (sy poivron facultatif)
5.500 MGA daholo ny plat
À partir de 3.000 MGA ny livraison
Tsidio ny compte Sak’afo Nahandro Gasy